For a better experience please change your browser to CHROME, FIREFOX, OPERA or Internet Explorer.

MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT

Partager
Ajouter à mes favoris
Signaler
titre

Description

Prix : 0Ar
Type : Achats et Ventes
Date : juillet 4, 2018
Mode de remise possible : Retrait en mains propre
Adresse : Commune Anosisoa Ambohimanarina

MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT HANAO SANTIONANA ROBE-SHIRT

Mpivarotra te hanandrana raoby amina lamba tee-shirtmitady atelier kely hanao échantillon vitsivitsy.

 

Fomba fandoavana vola:

50% avance, ary 50% rehefa haka ilay entana.

Misy contrôle qualité ka izay mety tsara no aloa vola.

 

Isa 5 ihany aloha no hatao ny herinandro voalohanyhatoro ireo client-nay ary ampiakarina tsikelikely ny isa araky ny fitiavanyazy sy  ny  fihodin’ny tsena.

 

Alefaso amin’ny adiresy mailaka eo ambany aloha nysarin’ny vokatra efa fataonareo sy ny sarin’ny atelier-nareo ary ny adiresy arylaharana telefaonina dia alefanay aminareo ny fiche technique kely miarakaamin’ireo karazana maodely hanaovana echantillon.

 

Omenareo ny prix-nareo (mandray vita izahay) isaky nysary alefanay dia raha azo idirana dia miantso izahay mialohan’ny hanantonanaany amin’ny atelier-nareo.

 

jannatiressources@gmail.com

 

 

 


titre

Annonces similaires

MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT

Top